Hankany amin'ny vontoatiny

Santa Cruz de la Sierra

Avy amin'i Wikipedia

17°48′S 63°10′W / 17.800°S 63.167°W / -17.800; -63.167

Santa Cruz de la Sierra
Velarantany535 km2
Haavo
Isan'ny mponina1,756,926
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Bolivia
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaSanta Cruz de la Sierra

I Santa Cruz de la Sierra no tanàna lehibe indrindra sy be mponina indrindra ao  Bolivia. Any afovoan-tany no misy azy io, eo amoron’ny Reniranon’i Rio Piraí.

416 metatra ny haavony. Ny tanàna no lehibe indrindra ao amin'ny Departemantan'i Santa Cruz. Izy io koa dia heverina ho maotera ara-toekarena ho an'ny firenena. Niorina tamin'ny 1561 izy io.

Demografika

[hanova | hanova ny fango]

Misy mponina 1 756 926 eo ho eo

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]