Hankany amin'ny vontoatiny

Santa Cruz (Rio de Janeiro)

Avy amin'i Wikipedia

22°45′51″S 43°23′58″W / 22.764170°S 43.399440°W / -22.764170; -43.399440

Santa Cruz (Rio de Janeiro)
Velarantany125 km2
Isan'ny mponina249,130
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Brazila
Fanjakana Rio de Janeiro
Faritany Rio de Janeiro
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC
Santa Cruz

Santa Cruz no toeran'ny faritra administratifa faha-19 ao Rio de Janeiro (tanàna) ao amin'ny Brazila, ary eo amin'ny 60 km eo andrefan'ny afovoan-tanànan'i Rio de Janeiro no misy azy.

Ny tobin'ny Base Aérea Santa Cruz no misy ao amin'io distrika io. Tamin'ny 1982, nisy fiaramanidina britanika tsy maintsy niainga teto rehefa niverina avy tany Malvinas. Ao Santa Cruz ihany koa ny CSA Siderúrgica do Atlântico.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]