Aller au contenu

Sansevieria

Avy amin'i Wikipedia
Lelan'y rafozambaviny

Ny Sansevieria dia vondron-karazan-javamaniry mamony izay anisan' ny fianakaviana Liliaceae (na ny fianakaviana Dracaenaceae) araka ny fanasokajiana klasika, teratany any Afrika, indrindra fa i Madagasikara, ary Azia Atsimo, izay tafiditra ao anatin' ny vondron-karazana Dracaena noho ny fandalinana ny molekiolan' ny filôjenetika. Ny anarana mahazatra ho an' ireo karazana 70 eo ho eo ireo izay napetraka taloha tao amin' ilay vondron-karazana dia ahitana ny lelan-drafozambavy, ny lelan-devoly, ny lelan-jiny, ny zavamaniry bibilava ary ny lelam-bibilava. Ao amin' ny rafitra fanasokajiana APG III, ny Dracaena dia napetraka ao amin' ny fianakaviana Asparagaceae.

  • Sansevieria conspicua
  • Sansevieria ehrenbergii
  • Sansevieria fischeri
  • Sansevieria nitida
  • Sansevieria perrotii
  • Sansevieria powellii
  • Sansevieria raffillii
  • Sansevieria volkensii