Hankany amin'ny vontoatiny

Samuel Eto'o

Avy amin'i Wikipedia
Samuel Eto'o

Samuel Eto'o, teraka tamin'ny 10 martsa 1981, tao Nkon, manodidina an'i Yaoundé, Kamerona, dia mpilalao baolina kitra iraisam-pirenena Kameroney.

Nandritra ny asany, nilalao ho mpanafika izy. Nizaka zom-pirenena Espaniola ihany koa izy nanomboka tamin'ny taona 2007.

Filohan'ny Federasiona Baolina Kitra Kameroney (FECAFOOT) izy nanomboka tamin'ny Desambra 2021.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]