Fiteny egiptiana taloha

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Sampam-piteny egiptiana taloha)

Ny fiteny egiptiana na fiteny ajipsiana dia fiteny hamitô-semitika notenenina tao Egipta na Ejipta tamin' ny Andro Taloha sady nosoratana tamin' ny soratra hierôglifa. Ankehitriny dia fiteny maty ny fiteny egiptiana, nefa nipoiran' ny fiteny maro toy ny fiteny egiptiana demôtika sy ny fiteny kôpta, izay voasolon' ny fiteny arabo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Sampam-piteny ao amin'ny finakaviam-piteny hamito-semitika