Hankany amin'ny vontoatiny

Samos

Avy amin'i Wikipedia

37°44′N 26°50′E / 37.733°N 26.833°E / 37.733; 26.833

Samos
Velarantany478 km2
Haavo
Isan'ny mponina32 643
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Grisy
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaSamos


Samos (grika: Σάμος) dia any amin'ny atsinanana amin'ny Ranomasina Égée ary eo akaikin'ny morontsirak'i Ionianina any Azia Minora. Nanomboka ny taona 2019 dia nizara ho kaominina roa dia Anatoliki Samos sy Dytiki Samos. Ny isam-ponina dia 32643 mponina tamin'ny taona 2021.

Ny tanàna lehibe indrindra dia ny tanànan'i Samos