Samland
Fiseho
54°49′58″N 20°16′09″E / 54.83278°N 20.26917°E


Saikinosy iray any atsimo atsinanan'ny Ranomasina Baltika i Samland. Amin'ny maha-faritra andrefan'ny avaratr'i Prosia-Atsinanana azy, dia teo ambany fifehezan'ny Rosiana i Samland nanomboka tamin'ny 1945.
Ny tanàna lehibe indrindra dia i Königsberg (Kaliningrad taloha).