Samariôma
Fiseho
Ny samariôma dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Sm izy sy manana laharana atômika 62 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 7,52 mg/sm3.