Hankany amin'ny vontoatiny

Salvia rosmarinus

Avy amin'i Wikipedia
Salvia rosmarinus
Salvia rosmarinus

Ny Salvia rosmarinus dia kirihitra misy ravina manitra, manana ravina maitso lalandava, toy ny fanjaitra, sy voniny fotsy, mavokely, volomparasy na manga. Izy io dia teratany any amin' ny faritr' i Mediteranea, sy any Pôrtogaly sy Espaina. Fantatra amin' ny anarana hoe Rosmarinus officinalis koa izy io. Amin' ny teny malagasy izy dia azo atao hoe rôsmarina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]