Hankany amin'ny vontoatiny

Salvia hispanica

Avy amin'i Wikipedia
Salvia hispanica

Ny Salvia hispanica dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Lamiaceae. Izy io dia teratany any afovoany sy atsimo amin' i Meksika sy any Goatemala. Heverina ho voamaina izy io, ambolena hahazoana voany azo hanina, ary matetika ampiasaina ho sakafo any amin' ny firenena maro any amn' ny faritra andrefana amin' i Amerika Atsimo, andrefana amin' i Meksika, ary atsimo-andrefana amin' i Etazonia.