Hankany amin'ny vontoatiny

Saikanosy Italiana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Saikanosy italianina)
Sarin'ny Saikanosy Italiana nalaina tamin'ny satelita.

Ny Saikinosy Italiana na Saikanosy Italika dia saikanosy hita ao amin'ny ampahany be amin'ny tanin'i Italia (afa-tsy ny ampahany avaratra toa an'i Alpa sy ny lemak'i Pô, ary ireo nosy rehetra toa an'i Sisilia sy i Sardaina) sy ny nosy San Marino ary i Vatikàna. Iray amin'ireo saikanosy telo ao Eorôpa Atsimo izy, ka ny roa hafa dia ny Saikanosy Iberika sy ny Saikanosy Balkanika.