Hankany amin'ny vontoatiny

Sacciolepis africana

Avy amin'i Wikipedia

Ny Sacciolepis africana dia karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Poaceae, maniry indrindra any amin' ny faritra mafana sy mando na tsy tena mando aty Afrika, indrindra any Afrika Andrefana sy any Afrika Afovoany, ary indraindray ao Afrika Atsinanana. Anisan' ny zavamaniry atao amin' ny teny malagasy hoe "tsimparifary" izy io, ankoatran' ny Echinochloa stagnina, ny Echinochloa crus-galli, ny Echinochloa pyramidalis, ary ny Panicum maximum.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]