Aller au contenu

Saab AB

Avy amin'i Wikipedia
Saab
Saab JAS 39 Gripen

Saab AB dia orinasa fiaramanidina sy fiarovana. Ny orinasa dia naorina tamin'ny 1937 ho Svenska Aeroplan Aktiebolaget.

Saab dia manamboatra karazana fiaramanidina sivily sy miaramila. Ny mpividy lehibe indrindra amin'ny fiaramanidina mpiady dia ny Air Force  Soeda. Saab dia mpamatsy fiaramanidina hafa toy ny Airbus ihany koa Ny fiaramanidina malaza indrindra amin'izao fotoana izao dia ny Saab JAS 39 Gripen, fiaramanidina mpiady.