SSV Ulm 1846
Fiseho


Ny SSV Ulm 1846 Football e. V.,na SSV Ulm 1846 raha fintinina, dia klioba baolina kitra avy ao amin'ny tanànan'i Ulm swabiana.
Ny lokon'ny klioba dia mainty sy fotsy. Ny klioba dia milalao ao amin'ny Bundesliga faha-2.
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : SSV Ulm 1846 |