Sébastian Chabal
Fiseho

Sébastien Chabal dia mpilalao rugby mizaka ny zom-pirenen'i
Frantsa teraka ny 8 Desambra 1977 tao Valence, Drôme, Frantsa.
Nilalao laharana fahavalo sy mihidy ho an'ny
- Bourgoin (1998 – 2004),
- Sale Sharks (2004 – 2009),
- Racing Métro 92 Paris (2009 – Febroary 2012), ary ho an'ny ekipam-pirenena frantsay.