Rubus pauciflorus
Fiseho
Ny Rubus pauciflorus dia karazana zavamaniry ao amin' ny vondron-karazana Rubus sy ao amin' ny fianakaviana Rosaceae, izay tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. I John Gilbert Baker no namariparitra azy io voalohany. Atao hoe roimainty sy voaroimainty ary voarointsilo ny anarany amin' ny teny malagasy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Roimainty (Zanthoxylum asiaticum na Toddalia asiatica; Hibiscus diversifolius; Dichrostachys tenuifolia)
- Voaroimainty (Rubus apetalus, Rubus myrianthus, Rubus niveus na Rubus pauciflorus)
- Voarointsilo (Rubus pauciflorus na Rubus niveus)