Rubus idaeus
Fiseho

Ny Rubus idaeus dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Rosaceae. Karazana kirihitra maniry hoazy any Eorôpa ka hatrany Siberia izy io ary ambolena matetika mba hahazoana ny voany kely. Atao hoe voaroimbazaha izy io amin' ny teny malagasy.