Hankany amin'ny vontoatiny

Rubus fruticosus

Avy amin'i Wikipedia
Rubus fruticosus

Ny Rubus fruticosus dia karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Rosaceae. Ity kirihitra misy tsilo ity dia fahita matetika any amin' ny faritra manana toetany antonony. Mamokatra voa azo hanina izy io.

Rubus fruticosus
Rubus fruticosus
Rubus fruticosus

Atao hoe roimainty izy io amin' ny teny malagasy, nefa tsy io ihany ny zavamaniry antsoina amin' io anarana io fa betsaka: ny karazana Rubus sasany (Rubus apetalus, Rubus myrianthus, Rubus pauciflorus) sy ny Hibiscus diversifolius (Malvaceae) ary ny Dichrostachys tenuifolia (Fabaceae).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]