Hankany amin'ny vontoatiny

Rosenheim

Avy amin'i Wikipedia

47°51′N 12°08′E / 47.850°N 12.133°E / 47.850; 12.133

Rosenheim
Sary:Rosenheim Panorama.jpg
Velarantany37,22 km2
Haavo
Isan'ny mponina64,453
Ben'ny tanàna
Firenena Alemaina
Fanjakana Bavaria
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaRosenheim
Rosenheim

Ny tanànan'i Rosenheim dia eo amin'ny tampon-kavoana Alpes, eo amin'ny fihaonan'ny renirano Mangfall sy Inn. Ny tanàna dia voahodidin'ny distrikan'i Rosenheim ary io ihany koa ny seza fitantanan-draharahany.

Miaraka amin'ny mponina 65.000 mahery, i Rosenheim no tanàna fahatelo lehibe indrindra any  Bavaria Ambony taorian'ny München sy Ingolstadt.


Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]