Hankany amin'ny vontoatiny

Romuald Rakotondrabe

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Roro)
Romuald Rakotondrabe
Ankapobeny
AnaranaRomuald Rakotondrabe
Teraka25 Mey 1965
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Madagasikara
Asa :
Fiainana manokana

Romuald Félix Rakotondrabe (alias Roro) teraka ny 25 Mey 1965 tao Fianarantsoa. dia mpilalao FC BFV teo aloha ary mpanazatra baolina kitra nasionalin’ny ekipa malagasy.[1]

Mpanazatra ny ekipam-pirenen’i  Madagasikara hatramin’ny taona 30 mey 2023.

nodimbiasany: Éric Rabésandratana

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]