Romulus Augustulus
Fiseho

Romulus Augustulus (malagasy:Romolo Aogostolo) (raha ny marina; * t. 460 ; † taorian’ny 476) no emperora farany teo amin’ny Empira Romanina Tandrefana nitondra tany Italia. Ny emperora farany neken’ny Empira Romanina Tatsinanana anefa dia i Julius Nepos no teo alohany, fa i Romulus kosa mpanararaotra.
Ny fiafaran'i Empira Romanina Tandrefana
[hanova | hanova ny fango]Empira Romanina Andrefana syEmpira Romanina Atsinanana tamin'ny 476
[hanova | hanova ny fango]Taorian'ny nanesorana an'i Romulus (Septambra 476), dia nasain'ny miaramilany (anisan'ny Alemaina) nanambara azy ho Mpanjakan'i Italia (latina: rex Italiae) i Odoacer ary neken'ny Emperora Romana Atsinanana Zeno ho regent de facto tamin'ny voalohany.