Hankany amin'ny vontoatiny

Robinia

Avy amin'i Wikipedia
Robinia pseudoacacia

Ny Robinia dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Fabaceae, zana-pianakaviana Faboideae. Hazo na hazobotry teratany any Amerika Avaratra ny karazana ao aminy.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Mampiady hevitra ny isan' ny karazana ao amin' ny Robinia. Tsy mahafantatra afa-tsy efatra ny mpanoratra sasany, fa ny hafa kosa manavaka hatramin' ny folo.

  • Robinia hartwigii Koehne
  • Robinia hartwigii Koehne
  • Robinia hispida L.
  • Robinia neomexicana Gray
  • Robinia pseudoacacia L.
  • Robinia slavinii Rehd.
  • Robinia viscosa Vent.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]