Hankany amin'ny vontoatiny

Rivne

Avy amin'i Wikipedia

50°37′N 26°14′E / 50.617°N 26.233°E / 50.617; 26.233

Rivne
VelarantanyNC
Isan'ny mponina243,873
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Okraina
Fanjakana
FaritanyRivne oblast
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaRivne
Rivne

I Rivne (okrainiana: Рівне; poloney: Równe) dia tanàna iray any avaratrandrefan'i  Okraina ary renivohitra ara-pitantanan'ny Faritr'i Rivne. Ny isam-poniny dia 243.873 tamin'ny taona 2022.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Rivne dia tatatra ny Reniranon'i Ustya ary any amin'ny 259 km (161 mi) andrefan'i Kyiv (298 km amin'ny lalana).

Sampanan-dalamby lehibe teo aloha ilay tanàna.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna hafa any Okraina: Bakhmut, Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kiev, Kharkiv, Lugansk Melitopol, Mykolaiv, Odessa, Sevastopol, Sumy, Zaporizhia