Hankany amin'ny vontoatiny

Rio Paraíba do Sul

Avy amin'i Wikipedia
Rio Paraiba do Sul (tao Aparecida-SP)
Rio do Vale Paraiba

Ny Reniranon'i Rio Paraíba do Sul dia lalan-drano mamakivaky ny fanjakan'i  São Paulo,  Rio de Janeiro ary  Minas Gerais. Ny renirano dia miampita ny Paraiba Oval ary izy no renirano lehibe indrindra ao amin'ny fanjakan'i Rio de Janeiro.

Ny loharano dia ao amin'ny kaominina Areias (Sao Paulo)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]