Rio Mamoré
Fiseho
10°24′S 65°20′W / 10.400°S 65.333°W


Ny Reniranon'i Rio Mamoré dia lalan-drano ao amin'ny reniranon'i Amazôna izay miainga avy amin'ny fihaonan'ny Reniranon'i Chapare sy ny Reniranon'i Mamorecillo, eo anelanelan'ny departemantan'i Santa Cruz de la Sierra sy Cochabamba, any
Bolivia, 24 km atsimon'ny vavan'ny iray amin'ireo sakeli-dranony lehibe, ny Rio Grande (Bolivia). Miaraka amin'ny Reniranon'i Beni izy io no mandrafitra ny Rio Madeira ao amin'ny kaominina Nova Mamoré, ao amin'ny fanjakan'i
Rondônia. Ny renirano dia mianavaratra amin'ny halavany manontolo, ny ankamaroany dia any amin'ny faritanin'i Bolivia.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Rio Mamoré |