Rindrankajy malalaka
Aller à la navigation
Aller à la recherche

ny copyleft, midika avelao aka tahaka na ankavanam-pamorina
Ny Rindrankajy malalaka dia rindrankajy manana lisansa tenenina hoe malalaka manome an'ny mpampiasa azy ny fahefahana mampiasa azy, mihanatra momba azy, manova azy ary mivarotra na manome azy an'olon-kafa, Tsy andoavam-bola ary tsy misy zavatra tokony omena mba hafahana hanao an'ireo zava-drehetra notenenintsika teo ambony.