Aller au contenu

Rinôserôsy mainty

Avy amin'i Wikipedia
Rinôserôsy mainty

Ny rinôserôsy mainty dia karazana tokantandroka, teratany any atsinanan' i Afrika sy atsimon' i Afrika, anisan' izany i Angôla, Bôtsoana, Kenià, Malawi, Mozambika, Namibia, Afrika Atsimo, Esoatiny, Tanzania, Zambia ary Zimbaboe. Na dia antsoina hoe mainty aza ilay karazana, dia miovaova ny lokony manomboka amin' ny volontany ka hatramin' ny volondavenona. Diceros bicornis ny anarany ara-tsiansa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]