Aller au contenu

Rinôserôsy fotsy

Avy amin'i Wikipedia
Rinôserôsy fotsy

Ny rinôserôsy fotsy no karazana rinôserôsy lehibe indrindra mbola misy, ao amin' ny fianakaviana Rhinocerotidae. Izy io dia manana vava mivelatra be ampiasaina amin' ny firaifana ahitra ary izy no tena sôsialy indrindra amin' ny karazana rinôserôsy rehetra. Ceratotherium simum ny anarany ara-tsiansa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]