Rimini
Fiseho
44°04′N 12°34′E / 44.067°N 12.567°E
Rimini
| |||
| Velarantany | NC | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 150,630 | ||
| Renivohitra | - | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Rimini | ||
Rimini dia tanàna iray eo amin'ny morontsirak'i Adriatika
Italiana ao
Emilia-Romagna izay manana mponina 150.630 ary renivohitry ny faritanin'i Rimini.
Ao amin'ny faritra ara-tantaran'i Romagna izy io ary foiben'ny fizahan-tany amoron-dranomasina ankehitriny.
Ny tanàna tranainy midadasika ao Rimini dia eo amin'ny roa kilometatra sy sasany miala ny morontsirak'i Adriatika. Ny ankamaroan'ny distrikan'ny tanàna izay eo amoron-dranomasina mivantana dia faritra vao nohatsaraina.
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Rimini |