Aller au contenu

Richard II (Angletera)

Avy amin'i Wikipedia
Richard II (Angletera)
Ankapobeny
Anarana Richard II (Angletera)
Teraka 6 Janoary 1367
Toerana -
Maty 14 Febroary 1400
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Angletera
Asa :
Fiainana manokana
Richard II of England

I Richard II (Angletera) (*6 Janoary 1367 tao Bordeaux, Frantsa - c. 14 Febroary 1400), fantatra koa amin'ny anarana hoe Richard of Bordeaux, dia mpanjakan'i  Angletera nanomboka tamin'ny 1377 ka hatramin'ny nanonganana azy tamin'ny 1399. Zanak'i Edward, Prince of Wales (nantsoina hoe Prince Mainty tatỳ aoriana), ary Joan, Countess of Kent. Maty tamin'ny 1376 ny rain'i Richard, ka namela an'i Richard ho mpandova ny raibeny, Mpanjaka Edward III; rehefa maty ity farany, dia nandimby ny seza fiandrianana i Richard, 10 taona.

Mpanjakan'Angletera

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Mpanjakan' Angletera mpandimby
Edward III
1327-1377
Richard II
1377–1399
Henry IV
1399–1413