Hankany amin'ny vontoatiny

Ricardo Lagos

Avy amin'i Wikipedia
Ricardo Lagos
Ankapobeny
AnaranaRicardo Lagos
Teraka2 Martsa 1938
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Silia
Asa :
Fiainana manokana

Ricardo Froilán Lagos Escobar' dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Silia teraka ny 2 Martsa 1938 tao Santiago de Chile. Izy no filohan'i Silia nanomboka ny 11 martsa 2000 ka hatramin'ny 11 martsa 2006


Filhoham-pirenena Silia

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Filohan'i Silia mpandimby
Eduardo Frei
1994-2000
Ricardo Lagos
2000-2006
Michelle Bachelet
2006-2010