Hankany amin'ny vontoatiny

Rhamnaceae

Avy amin'i Wikipedia
Colletia atrox

Ny Rhamnaceae dia fianakavian-javamaniry mamony, roa ravintsimoka, ao amin' ny filaharana Rosales. Izy io dia ahitana vondron-karazana efa ho 50 izay mizara ho karazany 900. Izy ireo dia hazo, hazobotry, vahy na zavamaniry ahitra. Matetika ny asan' ny famaitso ao aminy dia nifindra any amin' ny tahony, ny sasany dia maniry amin' ny faritra maina, indraindray misy tsilo, manomboka amin' ny faritra manana toetany antonony ka hatrany amin' ny faritra mafana. Fianakaviana miely patrana izy io. Ny hazo mokonazy (Ziziphus jujuba) dia mamokatra voany azo hanina. Any amin' ny faritra manana toetany antonony somary mafana dia ambolena izy izy io.

Vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Foko sy vondron-karazana maneran-tany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ampelozizipheae
    • Ampelozizyphus Ducke
  • Bathiorhamneae
  • Colletieae
    • Adolphia Meisn.
    • Colletia Comm. ex Juss.
    • Discaria Hook.
    • Kentrothamnus Suess. & Overkott
    • Ochetophila Poepp. ex Reissek
    • Retanilla (DC.) Brongn.
    • Trevoa Miers ex Hook.
  • Doerpfeldieae
    • Doerpfeldia Urb.
  • Gouanieae
    • Alvimiantha Grey-Wilson
    • Crumenaria Mart.
    • Gouania Jacq.
    • Helinus E.Mey. ex Endl.
    • Johnstonalia Tortosa (originally named Johnstonia; by some treated as Gouania)
    • Pleuranthodes Weberb. – synonym of Gouania
    • Reissekia Endl.
  • Maesopsideae
    • Maesopsis Engl.
  • Paliureae
    • Condaliopsis (Weberb.) Suess.
    • Hovenia Thunb.
    • Paliurus Mill.
    • Ziziphus Mill.
    • Sarcomphalus P.Browne emend. Hauenschild
  • Phyliceae
    • NesiotaHook.f. Extinct (2003)
    • Noltea Rchb.
    • Phylica L.
    • Trichocephalus Brogn.
  • Pomaderreae
    • Blackallia C.A.Gardner
    • Cryptandra Sm.
    • Papistylus Kellermann, Rye & K.R.Thiele
    • Polianthion K.R.Thiele
    • Pomaderris Labill.
    • Serichonus K.R.Thiele
    • Siegfriedia C.A.Gardner
    • Spyridium Fenzl
    • Stenanthemum Reissek
    • Trymalium Fenzl
  • Rhamneae
    • Auerodendron Urb.
    • Berchemia Neck. ex DC.
    • Berchemiella Nakai
    • Condalia Cav.
    • Frangula Mill.
    • Karwinskia Zucc.
    • Krugiodendron Urb.
    • Phyllogeiton (Weberb.) Herzog
    • Pseudoziziphus Hauenschild
    • Reynosia Griseb.
    • Rhamnella Miq.
    • Rhamnidium Reissek
    • Rhamnus L.
    • Sageretia Brongn.
    • Scutia (Comm. ex DC.) Brongn.
  • Ventilagineae
    • Smythea Seem.
    • Ventilago Gaertn.
  • Incertae sedis
    • Alphitonia Endl. (akaikin' ny Colubrina)
    • Araracuara Fern.Alonso
    • Ceanothus L. (akaikin' ny Pomaderreae)
    • Chaydaia Pit. – syn Rhamnella
    • Colubrina Rich. ex Brongn.
    • Conalma G.L.Nesom
    • Emmenosperma F.Muell. (akaikin' ny Colubrina)
    • Fenghwaia G.T.Wang & R.J.Wang
    • Granitites Rye (akaikin' ny Alphitonia)
    • Hybosperma Urb. – syn Colubrina
    • Jaffrea H.C.Hopkins & Pillon
    • Lasiodiscus Hook.f.
    • Oreorhamnus Ridl.
    • Schistocarpaea F.Muell. (mety ao amin' ny Colletieae)

Vondron-karazana sy karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Maro ny vondron-karazana ao amin ' ny fianakaviana Rhamnaceae izay maniry eto Madagasikara, ary ny sasany dia tsy hita afa-tsy eto amin' ny Nosy. Ireto ny sasany amin' ny vondron-karazana misy:

  • ny Bathiorhamnus: vondron-karazana tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara izay ahitana karazana fito fantatra.
  • ny Gouania: karazana fito no hita eto Madagasikara ka anisan' izy ireo ny 13 izay tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara.
  • ny Lasiodiscus: karazana tokana, Lasiodiscus pervillei, no hita eto Madagasikara. Ny zana-karazana L. p. pervillei dia miely patrana eran' ny Nosy.
  • ny Phyllogeiton: ity vondon-karazana ity dia ahitana karazana roa izay hita atsy Afrika sy eto Madagasikara.
  • Ny vondron-karazana izay fahita koa any ivelan' i Madagasikara dia ahitana ny Ziziphus sy ny Scutia.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fianakavian-javamaniry hafa: