Hankany amin'ny vontoatiny

Restored Church of God

Avy amin'i Wikipedia

Ny Restored Church of God (na RCG) dia iray amin' ny fiangonana maro izay niforona ho setrin' ny fiovana lehibe ara-potopampianarana natao tao anatin' ny Worldwide Church of God (WCG) tamin' ny taona 1995. Amin' ny teny malagasy izany dia azo adika hoe "Fiangonan' Andriamanitra Naverina amin' ny Laoniny". Ny RCG dia milaza fa mitazona ny foto-kevitra sy ny fomba ary ny rafitra izay nisy tao amin' ny WCG taloha talohan' ny nahafatesan' ny mpitarika ny fiangonana Herbert W. Armstrong tamin' ny taona 1986.