Remi dit Jao Jean
Fiseho
Remi dit Jao Jean dia solombavam-bahoaka voafidy tao Antsohihy nanomboka ny taona 1998, maty tany Maorisy, tamin'ny 24 Jona 2023, teo amin'ny faha 67 taonanay . Izy dia mpikambana ao amin'ny antenimieram-pirenena malagasy.
Ny tantaram-piainany
[hanova | hanova ny fango]Solombavam-bavambahoaka lany tany Antsohihy, niasa tsy an-kiato tanaty tao anty taom-piasana 5 nanomboka ny taona 1998[1].Efa filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena izy tamin'ny taona 2014, izy no tompon-kevitra voalohany amin'ny volavolan-dalàna mahakasika ny toaka gasy sy ny momba ny fisotroan-drononon'ny parlemantera, izy koa no isan'ny niandohan'ny CLD(Comité de développement Local) izay niova ho CIAD(Crédit d'investissement de l'appui au développement).[1]