Hankany amin'ny vontoatiny

Real breziliana

Avy amin'i Wikipedia

Ny Real Breziliana Ny Real (amin'ny teny Fiteny pôrtogey: Reais) no volan'i  Brazila nanomboka tamin'ny taona 1994. Nanomboka tamin'ny taona 1690 ka hatramin'ny 1942, ny vola breziliana dia nantsoina koa hoe Real, ny pluralia tamin'izany fotoana izany dia Réis.

sarobidysarylafinyloko
1 Real 140 × 65 mmmaitso
2 Reais 140 × 65 mmmanga sy volondavenona
5 Reais 140 × 65 mmviolet
10 Reais 140 × 65 mmmena carmine
20 Reais 140 × 65 mmmavo sy voasary
50 Reais 140 × 65 mmvolontany
100 Reais 140 × 65 mmmanga
200 Reais 140 × 65 mmvolontany
100 reais (2012)