Ravahiny
Fiseho
Ravahiny dia mpanjakavavy sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina tamin' ny taona 1778-1808. Nandimby ny mpanjakavavy Tombola (1778) izy ary nodimbiasan' ny mpanjaka Tsimalomo (1808-1822?).