Hankany amin'ny vontoatiny

Ranunculales

Avy amin'i Wikipedia
Argemone mexicana

Ny Ranunculales dia filaharan-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka ntaolo toetra. Ahitana fianakaviana 6 hatramin' ny 10 izy io arakaeraka ny fanasikajiana. Ao amin' ny fanasokajiana APG III izy dia ahitana fianakaviana 7.

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Ahitana ffianakaviana 7 ny Ranunculales ao amin' ny fanasokajiana APG III.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]