Ramole
Fiseho

Ny ramole dia biby mampinono, mpihinana ahitra, safiotra tsy mety mitaranaka, ao amin' ny fianakaviana Equidae, avy amin' ny boriky lahy (Equus asinus) sy ny soavaly vavy (Equus caballus). Biby samy hafa karazana ny soavaly sy ny (boriky na ampodra), samy hafa ny isan' ny krômôzôma.