Hankany amin'ny vontoatiny

Ramahavaly

Avy amin'i Wikipedia

Ramahavaly dia iray amin' ny sampin' ny mpanjaka merina. Izy no miaro amin' ny famosaviana sy ny fajavalo tsy hita. Raha misy ny ady dia Ramahavaly no isantarana izany. Rainimahay no nitahiry an-dRamahavaly[1]. Tamin' ny 9 Septambra no nodorana Ramahavaly, miaraka amin' i Manjakatsiroa, Rafantaka ary Rabehaza[2].

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Tantaran' ny Andriana
  2. Tantaran' i Madagasikara isam-paritra