Hankany amin'ny vontoatiny

Rafantaka

Avy amin'i Wikipedia

I Fantaka na Rafantaka dia iray amin' ny sampy roa ambin' ny folon' ny mpanjaka merina. Nisy trano natokana ho azy tao Ambohimanga, tanànan' ny mpanjaka. Manam-pahaizana manokana amin' ny fanamboarana sy ny fivarotra ody tena malaza ny mpitahiry an-dRafantaka.

Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina an-tokoana tsy todirana (tsy andramana eo an-tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika; ny anamafaitra ; ny anandrambo. (Tantaran' ny Andriana)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]