Raboka
Fiseho

Ny raboka na toberkolôzy dia areti-mifindra vokatry ny bakteria Mycobacterium tuberculosis, izay mifindra amin' ny alalan' ny rivotra, miaraka amin' ny famantarana klinika miovaova. Matetika dia mahavoa ny havokavoka izany ary mety hahazo ny taova hafa koa indraindray.