Hankany amin'ny vontoatiny

Rabemananjara Jean Paul Nicolas

Avy amin'i Wikipedia

Jean Paul Nicolas Rabemananjara dia mpandraharaha malagasy, tompon'ny TV Plus Madagascar ary Senatera eto  Madagasikara . 64 taona eo ho eo izy.

Antoko: IRMAR[1]

  1. "Senat.mg: RABEMANANJARA Jean Paul Nicolas". Archived from the original on 2025-09-30. Retrieved 2025-04-01.