RSS

Avy amin'i Wikipedia

Ny atao hoe RSS na Fahana RSS dia endrika mampiseho ny takelaka iray amin'ny fomba tsotra izay azon'ny fitaovana maro sokafana.

Ny fisian'ny RSS eo amin'ny takelaka iray dia voamarika amin'ireto famantarana ireto: RSS na XML na koa FEED.


Hampiasana azy[hanova | hanova ny fango]

Ny rohy RSS dia azo ampiasaina hampidirina amin'ny takelaka hafa. Na koa vakiana amin'ny fitaovana hafa.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.