Hankany amin'ny vontoatiny

Rüsselsheim

Avy amin'i Wikipedia

50°00′N 08°25′E / 50.000°N 8.417°E / 50.000; 8.417

Rüsselsheim
-
Velarantany58,29 km2
Haavo
Isan'ny mponina65,627
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Alemaina
Fanjakana Hessen
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaRüsselsheim

Rüsselsheim am Main (Rüsselsheim hatramin'ny 30 Jolay 2015) no tanàna fahafolo lehibe indrindra ao amin'ny fanjakan'i  Hessen miaraka amin'ny mponina eo amin'ny 66 000 eo ho eo ary anisan'ny faritra metropolitanin'i Frankfurt am Main. Nahazo laza iraisam-pirenena i Rüsselsheim tamin'ny alàlan'ny mpanamboatra fiara Opel.

Toerana ara-jeografika

[hanova | hanova ny fango]

Eo anelanelan'i Frankfurt am Main sy Mainz i Rüsselsheim. Ny tapany atsimon'ny seranam-piaramanidina Frankfurt dia ao anatin'ny faritry ny tanànan'i Rüsselsheim

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]