Rômanizasiôna Yale

Avy amin'i Wikipedia

Ny Rômanizasiona Yale indray dia ny sistema efatra noforonina nandritry ny Ady lehibe faharoa ho an'ny olona militera amerikana. Norômanizeny ny fiteny efatra tenenina ao Azia Atsinanana : ny fiteny mandarina, ny kantoney ary ny fiteny koreana sy ny fiteny jeponey. Na dia izany, ny romanizasiona efatra dia tsy misy fifandraisana ary ny litera any anatin'ny romanizasiona teny iray dia mety tsy mitovy fanononana amin'ny romanizasiona ny teny hafa. Izy dia ampiasaina any Etazonia mba hampianatra ireo teny aziatika ireo ho an'ny mpianatra, fa ankehitriny izy maizina ary tsy ampiasain'ny akademiam-piteny. Mampianatra fiteny mandarina, ohatra, dia mampiasa ny Hanyu Pinyin. Ny McCune-Reischauer, nialohan'i Yale, dia nanjaka tao amin'ny rômanizasiôna koreanina hatry ny taona maro ary voasolo ny rômanizasiôna naverina tsikelikely izy, noho izy tsy mampiasa diakritika.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.