Punta Arenas
Fiseho
53°09′S 70°55′W / 53.150°S 70.917°W
Punta Arenas
| |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 125,932 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | ![]() | ||
Fanjakana | NC | ||
Faritany | NC | ||
Tanàna mifanolo-bodirindrina | Punta Arenas |

Punta Arenas dia tanàna ao amin'ny faritra atsimon'i Silia. Renivohitry ny Faritra Siliana XII Régión de Magallanes y de la Antártica Chilena izy io. Any amin'ny tanibe Siliana manoloana ny vondronosy Tierra del Fuego no misy azy ary, misy mponina 125,932 (hatramin'ny taona 2017), no tanàna lehibe indrindra any atsimon'i Patagonia siliana.
Gallerie
[hanova | hanova ny fango]-
Stadtzentrum
-
Palais der Industriellenfamilie Braun-Menéndez
-
Magellan-Denkmal auf der Plaza de Armas
-
Magellanstraße
-
Gedenkstein für Vizeadmiral Graf Spee auf dem Friedhof
-
Wandmalerei in Punta Arenas
-
Gedenkkreuz „Deutsche Krankenkasse“ auf dem Friedhof in Punta Arenas
-
Historische Uhr am Hafen
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Punta Arenas |