Puissance japonais
Fiseho
Maneho izany ny tanjany amin'ny lafiny politika, teo-karena ary kolontsaina.
Ny politikan'i japana dia matanjaka satria miara-manapa-kevitra amin'i Etazonia sy Eoropa izy momba ny fifehezana ny toekarena maneran-tany.
Raha ny toekarena japoney no atitraterina, dia ireo fitaovana avolenta sy velaran-tany ary ny fari-dranomasina ananany izany: toyota, exxon eo amin'ny sehatry ny tomobyly; 13,7 miliara ny velarantany ary 42% ny dadasiky ny ranomasiny.
Kolontsaina japoney, dia ny fananany ny teny maro samy matanjaka : hita ao anatin'izany ny fiteny anglisy, ny frantsay ary italiana.
Tsiahivina fa i japana, matanjaka ara-politika, toekarena ary kolontsaina. Miaraka amin' Etazonia sy Eoropa ihany koa izy