Ptychadenidae
Fiseho

Ny Ptychadenidae dia fianakaviana Amphibia (sahona) ahitana karazana miisa 60 mitsinjara amin' ny vondron-karazana na antoko telo, nofaritan' i Alain Dubois tamin' ny taona 1987. Hita atỳ Afrika atsimon' i Sahara ireo sahona ireo. Noheverina ho foko na zana-pianakaviana ao amin' ny fianakaviana Ranidae ny Ptychadenidae, saingy efa miorina tsara ankehitriny ny sata maha fianakaviana azy.
Lisitry ny antoko
[hanova | hanova ny fango]Ireto ny vondron-karazana na antoko misy ao amin' ny Ptychadenidae araka ny Amphibian Species of the World (19 novembre 2016) :
- Hildebrandtia Nieden, 1907 — karazana telo 3
- Lanzarana Clarke, 1982 — karazana 1
- Ptychadena Boulenger, 1917 — karazana 59