Pterodactylus
Fiseho

Ny Pterodactylus dia vondron-karazana biby mandady efa lany tamingana, ao amin' ny fianakaviana Pterodactylidae, ao amin' ny filaharana Pterosauria, ao amin' ny kilasy Sauropsida. Heverina fa tsy misy afa-tsy karazany iray izy io, dia ny Pterodactylus antiquus, izay biby mandady voalohany nomena anarana sy fantatra ho biby mandady manidina. Ny teny hoe Pterodactylus dia avy amin' ny teny grika hoe πτεροδάκτυλος / pterodáktylos izay midika hoe "rantsantanana misy elatra". Anarana ahafantarana azy ihany koa ny hoe Diopecephalus sy Macrotrachelus ary Pterotherium.