Hankany amin'ny vontoatiny

Psilocybe cubensis

Avy amin'i Wikipedia
Psilocybe cubensis

Ny Psilocybe cubensis (na Stropharia cubensis taloha) dia karazana holatra mahaverivery saina, anisan' ny fianakaviana Hymenogastraceae, fa tsy Strophariaceae, na dia nosokajiana ho anisan' ny Stropharia teo aloha aza. Be dia be eran' izao tontolo izao, ny singa tena miasa dia ny psilôsibinina sy ny psilôsinina.

Psilocybe cubensis